Ny talata 15avrily,no namoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo mpianatra telo mianadahy misalotra ny andiany fitiavana.Tonga nanome voninahitra izany lanonan-dehibe izany ny lehiben’ny faritra Boeny DOLSAIN Guy Arvely.Nanotrona izany lanonam-pamoahana izany ireo mpanao gazety maro eto an-toerana,ireo mpampianatra,ireo mpianatra ary ireo ray aman-dreny.Nanokatra ny fandraisam-pitenenena ny talen’ny sekoly Ing VITA Jean Laurent,izay niarahaba ireo vahiny sy olo-mana-kaja maro.Nanolotra ny mari-pahaizana ho azy telo mianadahy ny pretra mpanorina ny sekoly, Mompera Serge ANDRIANJAVA avy amin’ny fikambanana Capucins.Roa amin’ireo nahazo ny lisansa amin’ny asa fanaovan-gazety no nahazo ny fakasitrahana tamin’ny mpitsara azy ireo.Ny solon-tenan’ny Ben’ny tanàna dia nanamafy fa ilaina ny fisian’ny toeram-panofanana arak’asa eto Mahajanga. »Anisan’ny laharam-pahamehana ho an’ny kaominina ny fanofanana arak’asa ary nanokana ministera manokana ao anatin’ny kabinetran’ny kaominina MAHAJANGA renivohitra »hoy izy raha nandray fitenenana. »Misokatra malalaka ho an’ny sekolin’ny asa fanaovan-gazety ny faritr’i Boeny »hoy ny lehiben’ny faritra.Enina taona izay no nijoroan’ny sekoly ary andiany fahatelo no izao navoaka izao.
21 CONSEILLERS REGIONAUX REMPORTES PAR TIM
avril 10, 2008
L’élection des conseillers régionaux a resté en silence jusqu’à sa sortie officielle.Le parti présidentiel obtient 21 Conseillers regionaux dans la circonscription administrative de Mahajanga.
Le 27 juin dernier, les membres du tribunal administratif de Mahajanga ont procédé à la proclamation officielle des résultats de l’élection des Conseillers régionaux . La séance d’audience a été dirigée par le Président ANDRIANAY Noromalala. Les régions Betsiboka, Boeny,Melaky ont tous des élus du parti TIM .Seul la région Sofia possède un élu non-TIM .La répartition par région est comme suit :5 pour la région Betsiboka ,7 celle de Boeny,6 pour la région Melaky,4 pour la région Sofia.Le district de Mahajanga I a le plus bas taux de participation :26,95% .La majorité des élus est seul cavalier dans le district auquel il est élu.
REGION |
DISTRICT |
Candidats élus |
% Obtenu |
Taux de participation |
BOENY |
Mahajanga I |
RAZAFINDRAVOLA Jeanne Virginie RASOLOFOMANANA Armand |
100% |
26 ,95% |
Mahajanga II |
ABAD Abdallah |
100% |
63,55% |
|
Ambato Boeny |
ZANAKAMBIASA |
100% |
54,39% |
|
Marovoay |
ANDRIAMASO Tobson Honoré |
82,75% |
46,96% |
|
Mitsinjo |
MANANA Venance |
100% |
77,10% |
|
Soalala |
HASSANY Hafizo Alexandre |
100% |
72,36% |
|
BETSIBOKA |
Maevatanàna |
RASOARIMALALA Georgette RAMAMBASOA Fidinarivo Emilson |
83,42% |
52 ,96% |
Tsaratanàna |
RAKOTOMAMONJY Levinston ARMAND Georges |
73,70% |
56,53%
|
|
Kandreho |
ANDRIAMPANIRAKA Dinaniaina |
96,59% |
63,05% |
|
MELAKY |
Antsalova |
RATSIMISETRA Rahaga |
100% |
64,2%5 |
Maintirano |
RAHARISOA Georgette BENASY François |
100% |
62,76% |
|
Morafenobe |
HIANTAMALALA Nivo |
100% |
58 ,05% |
|
Besalampy |
TANDALA Justin |
100% |
70,18% |
|
Ambatomainty |
ANDRIAMASINORO Noeliarijaona |
100% |
60,44% |
|
SOFIA |
Antsohihy |
MANAMBINA RASOLOARIVONY Raholiarilala Miadana |
58,12% 41,88% |
55,50% |
Boriziny |
JERRY Sylvain |
58,48% |
54,48% |
|
Mampikony |
RAKOTONIAINA Modeste |
66,58% |
60,44% |
|
Befandriana Nord |
RENAND |
73,46% |
58 ,99% |
|
Analalava |
MAHARAVO Gilbert |
58,05% |
48,01% |
|
Bealanana |
RANDIMBY Robilahy |
63,52% |
43,45% |
|
Mandritsara |
RAZAKAMANANA André |
84,66% |
66,41% |
Ces conseillers régionaux vont élire le sénateur de leur région avec les maires.Pour la region Sofia,ce sera difficile pour le candidat TIM d’avoir son siège à la chambre haute. Mamy Ny Aina
Bonjour tout le monde !
avril 8, 2008Welcome to WordPress.com. This is your first post. Edit or delete it and start blogging!